|
|
|
|

Entry1  ranomaso afefy heloka
Elementary words  2  rano, 3  maso, 4  afefy, 5  heloka
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7  enti-milaza ny hafetsen' ny sasany, izay mody mitomany sy malahelo mba hanafenany ny ratsy nataony [1.1]
Synonyms  8  ranomaso manentsin-keloka

Updated on 2025/10/11